Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy". Deoteronomia 6:18
Tohiny

"Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako". Apokalypsy 21:7  
Tohiny

"Ary tsy ho eto amin'izao tontolo izao intsony Aho, fa izy ireto no ho eto amin'izao tontolo izao, ary Izaho mankany aminao. Ray masina o, tehirizo ireo amin'ny anaranao izay nomenao Ahy, mba ho iray ihany izy, tahaka ny mahiray Antsika". Jaona 17:11  
Tohiny

"Ny teni-vavolombelonao dia marina indrindra;Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro,Jehovah o". Salamo 93:5
Tohiny