"Ary maty hamonjy ny olona rehetra Izy, mba tsy ho velona ho an'ny tenany intsony izay velona, fa ho an'izay efa maty sy nitsangana hamonjy azy". 2 Korintiana 5:15
Tohiny
"Nefa Izaho nangataka ho anao, mba tsy ho levona ny finoanao; ary rehefa mibebaka ianao, dia ampaherezo ireo rahalahinao". Lioka 22:32
Tohiny
"Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo o? Fa Ianao ihany no masina, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao". Apokalypsy 15:4
Tohiny
"Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: Hosana! Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah!". Marka 11:9
Tohiny



