"Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an'ny namany koa". Filipiana 2:4
Tohiny
"Fa ny mason'ny Tompo dia mitsinjo ny marina, Ary ny sofiny mihaino ny fitarainany, Fa ny tavan'ny Tompo dia tezitra amin'ny mpanao ratsy". 1 Petera 3:12
Tohiny
"Aza mankahala ny rahalahinao amin'ny fonao; mananara dia mananara ny namanao, mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy". Levitikosy 19:17
Tohiny
"Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona; fa miezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin'ny namanareo na amin'ny olona rehetra". 1 Tesaloniana 5:15
Tohiny



