Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao". Eksodosy 15 : 22-26 (and.26d)
Tohiny

"Ary ny fanahy maloto, raha nahita Azy dia niankohoka teo anatrehany ka niantso hoe: Ianao no Zanak'Andriamanitra".  Marka 3 : 7-12  (and.11)
Tohiny

"Andriamanitra dia iray ihany, Izay miasa ny zavatra rehetra amin'ny olona rehetra".  I Korintiana 12 : 1-6 (and.6b)
Tohiny

Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?  Genesisy 18 : 9-15 (and.14)
Tohiny