"Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dàlana, na mandry, na mifoha; ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinao, ary soraty eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonao sy…
Tohiny
"Ary tsy misy zavatra ary na inona na inona izay tsy miseho eo anatrehany; fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy aharihary eo imason'izay iafaran'ny ataontsika". — Hebreo 4 : 13
Tohiny
"Omenao ahy ny ampingan'ny famonjenao; ny tananao ankavanana no manohana ahy, ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy". — Salamo 18 : 35
Tohiny
"Ary hoy izy: Tsara ihany; kanefa ny tompoko naniraka ahy hilaza hoe: Indro ankehitriny misy zatovo roa lahy amin'ny zanaky ny mpaminany tonga aty amiko avy any amin'ny tany havoan'i Efraima; koa masïna ianao, omeo talenta volafotsy sy fitafiana indroa miova izy". — II Mpanjaka 5 : 22
Tohiny



