Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa ireo teny amin'ny tany tsara kosa dia izay mandre ny teny amin'ny fo sady marina no tsara, dia mitana azy ka mamoa amin'ny faharetana". — Lioka 8 : 15
Tohiny

"Jehovah mizaha toetra ny marina; fa ny ratsy fanahy sy ny mifaly hampidi-doza dia samy halan'ny fanahiny". — Salamo 11 : 5
Tohiny

"Mihirà ho an'i Jehovah, miderà an'i Jehovah; Fa Izy namonjy ny fanahin'ny malahelo tamin'ny tanan'ny mpanao ratsy". — Jeremia 20 : 13
Tohiny

"Ary niaraka tamin'izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an'i Jesoa izy sady nankalaza an'Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an'Andriamanitra". — Lioka 18 : 43
Tohiny