"Raha avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana ety ambonin'ny tany va Izy?" Lioka 18 : 1-8 (and.8)
Tohiny
"Ary raha nahita izany ny olona rehetra, dia niankohoka ka nanao hoe: Jehovah, Izy no Andriamanitra; Jehovah, Izy no Andriamanitra". I Mpanjaka 18 : 36-40 (and.39)
Tohiny
"Tongava aminareo araka ny finoanareo". Matio 9 : 27-31 (and.29)
Tohiny
"Ianao no marina tamin'izay rehetra nanjo anay, fa marina ny nataonao; fa izahay no nanao ratsy". Nehemia 9 : 32-37 (and.33)
Tohiny



