Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa raha manao ihany kosa Aho, na dia tsy mino Ahy aza ianareo, dia minoa ny asa, mba ho fantatrareo sy hekenareo fa ny Ray no ato amiko, ary Izaho ao amin'ny Ray".  Jaona 10 : 31-42 (and.38)
Tohiny

"Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy". Efesiana 2 : 14-22 (and.22)
Tohiny

"Indro, na dia maria aza ny ony, tsy manahy izy; Matoky izy, na dia misy Jordana migorodana amin'ny vavany aza". Joba 40 : 15-24 (and.23)
Tohiny

"Dia hoy izy taminy: Ianareo mahalala fa fady amin'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin'ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin'Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio".  Asan'ny Apostoly 10 : 23b -29 (and.28)
Tohiny