Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Raha manjo anay ny loza, na sabatra, na famaliana, na areti-mandringana, na mosary, ary hitsangana manatrika ity trano ity sy eto anatrehanao izahay (fa ny anaranao no amin'ity trano ity) ka hitaraina aminao amin'ny fahorianay, dia hihaino Ianao ka hamonjy". II Tantara 20 : 9
Tohiny

"Ary hoy Izy taminy: Tompon'ny Sabata ny Zanak'olona".  Lioka 6 : 5
Tohiny

"Fa hoy Jesoa taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino". Marka 9 : 23
Tohiny

"Dia hidina Aho ka hiteny aminao eo; ary Izaho haka amin'ny Fanahy Izay ao aminao ka hametraka izany ao amin'ireo, ary hiara-mitondra ity firenena ity aminao ireo, fa tsy ianao irery intsony no hitondra azy". Nomery 11 : 17
Tohiny