"Ary ny amiko, dia manohana ahy amin'ny fahitsiako Ianao, ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay". Salamo 41 : 12
Tohiny
"Jehovah Andriamanitrao no ao aminao, Mahery Izy ka hamonjy; Hiravoravo anao amin'ny fifaliana Izy; Ho sondriana* amin'ny fitiavany Izy; Hifaly anao amin'ny fihobiana Izy". [*Hebreo: hangina] — Zefania 3 : 17
Tohiny
"Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an'ny olona rehetra". I Timoty 2 : 1
Tohiny
"Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany". Jakoba 4 : 17
Tohiny



