"Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana". Romana 8 : 18-25 (and.25)
Tohiny
"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa". Isaia 40 : 27-31 (and.31a)
Tohiny
"Ka dia tsy latsaka amin'ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan'i Jesoa Kristy Tompontsika. I Korintiana 1 : 4-9 (and.7)
Tohiny
"Fa ho avy ny Zanak'olona amin'ny voninahitry ny Rainy, mbamin'ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony". Matio 16 : 24-28 (and.27)
Tohiny



