Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa amin'izany aza mitsara na inona na inona alohan'ny fotoana, dia ny fihavian'ny Tompo, Izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin'ny maizina ka hampiseho ny fikasan'ny fo; dia samy hahazo izay derany avy amin'Andriamanitra izy rehetra".  I Korintiana 4 : 1-5 (and.5)
Tohiny

"Dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin'ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao".  Apokalypsy 2 : 1-7 (and.5b)
Tohiny

"Fa izay nomena be, dia be no hotadiavina aminy; ary izay nampitehirizina be, dia bebe kokoa no hadinina aminy". Lioka 12 : 41-48 (and.48b)
Tohiny

"Efa renareo fa Izaho nilaza taminareo hoe: Handeha Aho, nefa ho avy aminareo indray".  Jaona 14 : 27-31 (and. 28a)
Tohiny