Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa hamindra fo amin'ny tsy fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jeremia 31:31-34). — Hebreo 8 : 12
Tohiny

"Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely ny mpiandry ondry Aho, dia hampamoahiko ny amin'ny ondriko izy ka hesoriko tsy hiandry ny ondry intsony; dia tsy hamahan-tena intsony ny mpiandry ondry, fa hovonjeko eo amin'ny vavany ny ondriko mba tsy ho azony hohanina intsony". — Ezekiela 34 : 10
Tohiny

"Dia hoy Naomy rafozani-vavy taminy: Tsy hitady izay tokan-trano hahitanao fiadanana va aho, anaka, mba hahasoa anao?". — Rota 3 : 1
Tohiny

"Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin'ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao". — Ohabolana 22 : 17
Tohiny