"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory". Marka 10 : 15
Tohiny
"Fa tahaka ny nankasitrahan'Andriamanitra anay, ka notolorana ny filazantsara ho adidinay izahay, dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin'olona, fa amin'Andriamanitra, Izay mizaha toetra ny fonay". I Tesaloniana 2 : 4
Tohiny
"Dia nitaraina tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an'ny Zanak'Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin'i Kenaza, zandrin'i Kaleba". Mpitsara 3 : 9
Tohiny
"Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin'ny Tompo. Ianareo lehilahy, tiava ny vadinareo. ary aza sosotra* aminy. [*Grika: mangidy] Ianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin'ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin'ny Tompo izany". Kolosiana 3 : 18 - 20
Tohiny



