"Fa tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masina". Marka 13 : 9-11 (and.11b)
Tohiny
"Izao no lazain'i Jehovah aminareo: Aza matahotra na mivadi-po ny amin'ireo olona betsaka ireo, fa tsy anareo ny ady, fa an'Andriamanitra". II Tantara 20 : 14-17 (and.15)
Tohiny
"Ary rehefa noraran'ny Fanahy Masina tsy hitory ny teny tany Asia izy, dia nandeha namaky ny tany Frygia sy Galatia".Asan'ny Apostoly 16 : 6-10 (and.6)
Tohiny
"Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao". Genesisy 41 : 37-40 (and.39)
Tohiny