"Fa izaho kosa dia hanandrandra an'i Jehovah, Eny, hiandry an'Andriamanitry ny famonjena ahy aho; Andriamanitro no hihaino ahy". Mika 7 : 7-10 (and.7)
Tohiny
"Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy". Fitomaniana 3 : 25-27 (and.25)
Tohiny
"Mitandrema, miambena*, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana". [*Grika: miareta tory] . Marka 13 : 33-37 (and.33)
Tohiny
"Ary tehirizo ny tenanareo ao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, miandry ny famindram-pon'i Jesoa Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay". Joda 17-23 (and. 21)
Tohiny



