"Jehovah, Andriamanitry ny maro, Jehovah no hahatsiarovana Azy". Hosea 12 : 1-7 (and.6)
Tohiny
"Miantombena tsara miandry an'i Jehovah ianao ka manantenà Azy". Salamo 37 :1-7 (and.7a)
Tohiny
"Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fihaviany". I Jaona 2 : 24-29 (and.28)
Tohiny
"Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin'ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy". Lioka 21 : 7-11 (and.8)
Tohiny



