Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan'ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy". Lioka 11 : 47-51 (and.47)
Tohiny

"Dia hoy Jesoa taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin'ny molony". Jaona 2 : 1-12 (and.7)
Tohiny

"Ary mpivavaka tsara sady natahotra an'Andriamanitra izy mbamin'ny ankohonany rehetra ka nanao fiantrana be tamin'ny olona sady nivavaka tamin'Andriamanitra mandrakariva". Asan'ny Apostoly 10 : 1-8 (and.2)
Tohiny

"Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho!". I Korintiana 9 : 13-23 (and.16)
Tohiny