"Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena". Romana 10 : 5-10 (and.10)
Tohiny
"Ary naharitra roa taona ngarangidina izany, ka dia nandre ny tenin'ny Tompo izay rehetra nonina tany Asia, na Jiosy na jentilisa". Asan'ny Apostoly 19 : 1-10 (and.10)
Tohiny
"Minoa an'i Jehovah Andriamanitrareo, dia ho tafatoetra ianareo; minoa ny mpaminaniny, dia hambinina ianareo". II Tantara 20 : 20-23 (and.20b)
Tohiny
"Raha avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana ety ambonin'ny tany va Izy?" Lioka 18 : 1-8 (and.8)
Tohiny
