"Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako". Habakoka 3 : 17-19 (and.19)
Tohiny
"Jehovah Tompo no tanjako, Ary manao ny tongotro ho toy ny an'ny dieravavy Izy Ka mampandeha ahy any amin'ny havoanako. Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha". Habakoka 3 : 17-19 (and.19)
Tohiny
"Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao". Ohabolana 23 : 15-18 (and.18)
Tohiny
"Matokia an'i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin'ny tany ianao ka ho faly amin'ny fahamarinana". Salamo 37 : 1-7 (and.3)
Tohiny



