Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy". Asan'ny Apostoly 2 : 4
Tohiny

"Jesoa namaly hoe: Tsy roa ambin'ny folo va ny ora amin'ny indray andro? Raha misy mandeha amin'ny antoandro, dia tsy mba tafintohina izy, fa mahita ny fahazavan'izao tontolo izao. Fa raha misy kosa mandeha amin'ny alina, dia ho tafintohina izy, satria tsy misy mazava ao aminy". Jaona 11 : 9 - 10
Tohiny

"Nefa Jesoa kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra". Matio 19 : 14
Tohiny

"Ary nomban'Andriamanitra ny zaza. dia nitombo izy; ary nonina tany an'efitra izy ka nony efa lehibe dia tonga mpandefa tsipïka". Genesisy 21 : 20
Tohiny