"Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain'i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena". Mika 6 : 6-8 (and.8)
Tohiny
"Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia". Jaona 13 : 34 - 35
Tohiny
"Maro ny fahorian'ny marina; nefa Jehovah manafaka azy amin'izany rehetra izany". — Salamo 34 : 12 - 22 (and.19)
Tohiny
"Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana* no tadiavo indrindra". [*Grika: eklesia] — I Korintiana 14 : 12 - 19 (and.12)
Tohiny



