Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

RESAKA OREILLETTE

« Fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no holazainareo ». Marka 13 :11b Ny teny omena, iray izay, no lazaina. Mandray dia mizara, milaza. Azo oharina amin’ireny hoe oreillette izay ataon’ny mpihira sasany rehefa mahazo taona izy, la oreillette ataon’ny journaliste sasany, hitantsika amin’ny télé izany : misy olona milaza aminy na mampatsiahy…
Tohiny

24 Juin 2019 – 30 Juin 2019

Une église adultère Jacques 4.4 Prouves-tu ta fidélité à Jésus dans ta vie de tous les jours ou plutôt ton « amitié avec ce monde » ? Je pense, disait un prédicateur, que beaucoup de chrétiens passent plus de temps avec leur « maîtresse » le monde, qu’ils n’en passent avec Christ. Et qu’ils dépensent…
Tohiny

AO ANATINAREO JESOA KRISTY

« Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin'ny tenanareo, fa ao anatinareo Jesoa Kristy, raha tsy olona nolavina ianareo ? » 2 Korintiana 13 :5 Ny fahamarinana hosainintsika sy handinihantsika tena dia ilay filazana eo an-tenantenan’ny and.5 io hoe : « ao anatinareo Jesoa Kristy ». Ao anatinareo Jesoa…
Tohiny

RESAKA FAHENDRENA

« Izany fahendrena izany dia tsy ny avy any ambony, fa araka ny ety an-tany ihany, araka ny nofo, araka ny an'ny demonia ». Jakoba 3 :15 Ny programan’Andriamanitra ho ahy sy ho anao ry havana dia ny ho hendry. Tiany isika ho hendry. Ary raha ny faniriako koa, indrindra izaho Pasitera, kristiana, zandrikelin’i Jesoa,…
Tohiny