Archives de la catégorie: Fampianarana

ireo fampianarana sy toriteny isan-karazany

JESOA ONENA

« Ary taoriana kelin'izany Jesoa dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary nanaraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka. Ary rehefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin'ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan'ny reniny, sady mpitondratena ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy. Ary nony nahita…
Tohiny

RESAKA FINOANA HO FAMONJENA NY FANAHY

1 Petera 1 :8-9 : « Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra, mandray ny anton'ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy ». Hoy ny and.9 hoe : « mandray ny anton'ny finoanareo,…
Tohiny

28 OKTOBRA 2019 – 03 NOVAMBRA 2019

« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie dia voafaritry ny tanjona apetraka ao amin’ny fiainana. Raha mametraka ho tanjona ny hahazoana izay lazain’ny teny fikasana ianao, dia izay hahazoanao…
Tohiny

RESAKA STYLE DE VIE

« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 Ny fanontaniana ry havana, dia hoe : MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie ry havana dia voafaritry ny tanjona apetraka ao amin’ny fiainana. Raha apetraka ho tanjona hoe…
Tohiny