« Fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no holazainareo ». Marka 13 :11b Ny teny omena, iray izay, no lazaina. Mandray dia mizara, milaza. Azo oharina amin’ireny hoe oreillette izay ataon’ny mpihira sasany rehefa mahazo taona izy, la oreillette ataon’ny journaliste sasany, hitantsika amin’ny télé izany : misy olona milaza aminy na mampatsiahy…
Tohiny




