"Ary hoy Jesoa:Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak'olona mipetraka eo ankavanan'ny Hery sady avy eo amin'ny rahon'ny lanitra". Marka 14:62
Tohiny
04 NOVAMBRA 2019 – 10 NOVAMBRA 2019
Ary hahafantaranareo ny hery lehibe sy mihoa-pampana tokoa izay anasoavany antsika mpino, araka ny fiàsany tsy hay tohaina sy mahery vaika. (Efe 1.19) Hery lehibe sy mihoa-pampana Izany no filazan’ny Soratra Masina ny herin’Andriamanitra : Hery lehibe sy mihoa-pampana, Ny fiasany tsy hay tohaina, Ny fiasany mahery vaika. Hery tsy manam-paharoa izany ! Fa izao no vaovao…
Tohiny
MARIKY NY FAHAVELOMANA NY FAHAZOANA MITENY
« Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny ». Lioka 7 :15 NY MARIKY NY FAHAVELOMANA DIA NY FAHAZOANA MITENY, NY FAHAZOANA MIRESAKA Manao ahoana ao amin’ny ankohonantsika ? Ity mantsy izao, tovolahy iray natolotra ny reniny dia afaka miresaka amin’ny reniny. Fa misy ve eto amintsika eto, mahafantatra ve isika zanaka…
Tohiny



