"Ary nony nahita Azy izy, dia niankohoka, fa ny sasany niahanahana". Matio 28 : 1-17 (and.17)
Tohiny
"Ianao no nitokian'ny razanay; Natoky izy, ka namonjy azy Ianao". Salamo 22 : 1-8 (and.4)
Tohiny
"Izany no ho eritreretiko ato am-poko, ka dia hanantena aho". Fitomaniana 3 : 16-21 (and.21)
Tohiny
"Manao lalàna aho mba hangovitan'ny olona sy hatahorany eo anatrehan'Andriamanitr'i Daniela eran'ny fanjakako rehetra; fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay; ny fanjakany haharitra hatramin'ny farany". Daniela 6 : 26-29 (and.27)
Tohiny