Vaovao

"An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy". — Salamo 24 : 1
Tohiny

"Fa itafio Jesoa Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany". Romana 13 : 14
Tohiny

"Ary na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ranomasina izy". Marka 9 : 42
Tohiny

test voa 30 oct

Alarobia 30 Oktobra 2024 Fa hisy hanao hoe : Hatao ahoana ary no fanangana ny maty ? Ary tena manao ahoana no hisehoany ? Ry adala… 1 Korintiana 15:35-36 Nahoana no ataonareo ho zavatra tsy azo inoana, raha Andriamanitra manangana ny maty ? Asan'ny Apostoly 26:8   „Afaka inoana” ary marina ! „Mahatalanjona ! Tsy nisy nino, tsy nisy nino intsony, nefa dia marina !” Isika…
Tohiny