Vaovao

"Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao; ary ho tonga aminao sy ho azonao izao fitahiana rehetra izao, raha mihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao". Deoteronomia 28 : 1 - 2
Tohiny

ALAHADY 25 FEBROARY 2024

Ireo mpilalao volley ball Fiarahabana ireo solontenan'ny Fiangonana nandray anjara tamin'ny hetsika fanatanjahan-tena lalao Volley Ball nokarakarain'ny Fiangonan'ny Jesoa Kristy eto Madagasikara ka nahazoan'izy ireo ny laharana fahatelo. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyhdNb67DJsttKVzbQuxuKfZgbCAGzifibYupC0m45oSTo8ZnuH3sP4bq-oF_0LxHokjZME' main_size='2048' layout='mosaic']   Batisa sy Fanolorana zaza Araho ny rohy.   Horonan-tsary
Tohiny