Vaovao

"Koa aoka ho fantatrao fa Jehovah Andriamanitrao ihany no Andriamanitra, dia Andriamanitra mahatoky, Izay mitandrina fanekena sy famindram-po amin'izay tia Azy sy mitandrina ny didiny, hatramin'ny taranaka arivo mandimby, ary mamaly miharihary izay mandrafy Azy amin'ny fandringanana azy; tsy hitaredretra Izy ny amin'izay mandrafy Azy, fa hamaly azy miharihary". Deoteronomia 7 : 9 - 10
Tohiny

ANTOKO MPIHIRA FIFOHAZANA ISOTRY FITIAVANA

Vokatry ny Fifidianana Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy mipoitra tsara ny PDF. Misaotra Tompoko[pdf-embedder url="https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2024/02/vokatra_ampifitia.pdf" title="Fifidianana AMPIFITIA"] Lisitra sy fepetra   Recensement Azo fidiana Tsy azo fidiana Fepetra Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy mipoitra tsara ny PDF. Misaotra TompokoListe Recensement AMPIFITIA Manasa anao hanindry ity rohy ity…
Tohiny

SAMPANA FIFOHAZANA

VOkatry ny Fifidianana 2024 Fifidianana notanterahina ny 17/02/2024 BIRAO Filoha RABETOKOTANY NOROHARIMALALA BAKOLINIRIANA Filoha mpanampy ANDRIAMAMPIONONA LOVA Mpitantsoratry ny fivoriana RAVALISON RABOANA NORO HANITRA Mpitantsoratry ny vola RAMILIMANITRA LALAMIHANTA MIHAMINIRINA Mpitahiry Vola RALANTONIAINA SEHENO Mpanolo-tsaina voalohany RAKOTOSEHENO HERINAHARY ZO Mpanolo-tsaina faharoa FANOMEZANTSOA BEZANAHARY HERITIANA ANDRINIAINA KOMITY BIRAO FELANTSOA MIALIRAVAKA RASOANINDRINA RAHARINIRINA NOMENJANAHARY NANDRIANINA RAKOTONIRINA ANDRIANANTENAINA…
Tohiny

DIAKONA

VOKATRY NY FIFIDIANANA DIAKONA 2024-2028 Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy miseho tsara ny PDF. Misaotra Tompoko[pdf-embedder url="https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2024/05/Final_Diakona_2024.pdf" title="VOKATRY NY FIFIDIANANA DIAKONA 2024"]==================================================================================================24/12/2023LISITR'IREO AFAKA MIFIDYAto amin'ity rohy ity no ahitantsika ny lisitr'ireo vehivavy afaka mifidy.Ato amin'ity rohy ity no ahitantsika ny lisitr'ireo lehilahy afaka mifidy. 
Tohiny