"Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao; koa ianao no hanapaka ny ato an-tranoko, ary araka ny teninao no hitondrana ny oloko rehetra; ny seza fiandrianana ihany no hahalehibe ahy noho ianao". Genesisy 41 : 39 - 40
Tohiny
HERINANDRON’NY FANAHY MASINA 13-17 MEY 2024
HERINANDRON'NY FANAHY MASINA : ALAKAMISY 16 MEY 2024… "Fa raha tonga ny Fanahin'ny fahamarinana dia Izy… HERINANDRON'NY FANAHY MASINA : TALATA 14 MEY 2024… HERINANDRON'NY FANAHY MASINA : ALATSINAINY 13 MAY 2024… Load More
Tohiny
"Ny Fanahin'i Jehovah no ato amiko, Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny malahelo Izy; Naniraka Ahy hitory fandefasana amin'ny mpifatotra Izy, Sy fampahiratana amin'ny jamba, Hanafaka izay nampahorina, Hitory ny taona ankasitrahan'i Jehovah (Isaia 61:1-2)". Lioka 4 : 18 - 19
Tohiny
"Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko". Salamo 51 : 11
Tohiny



