Vaovao

Ohabolana 8:34 – Hafatra Mofonaina Alatsinainy 08 Jolay 2024

HAFATRA Ohabolana 8: Andriamanitra Manondro ny Tenany ho Fahendrena Fahendrena (Andriamanitra) mijoro eo amin'ny fihaonan-dalana ka miantso ny olona hihaino azy (Prov 8:1-2). Mofon'aina: Ny fahendrena miantso ny olona hihaino sy hankeo amin'ny vavahadiny ary hiandry eo amin'ny tolam-baravarany. Rehefa mandeha isika dia ireto no tsy maintsy ho ao an-tsaina: Ilay vavahady manao ahoana no…
Tohiny

"Koa mihainoa ahy ianareo, anaka; Fa sambatra izay manaraka ny diako". Ohabolana 8 : 32
Tohiny

"Mihainoa, ry Isiraely o, fa efa hanafika ny fahavalonareo ianareo anio; koa aza ketraka ny fonareo ary aza matahotra, na mikorapaka foana, na mangorohoro noho ny tahotra azy; fa Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo hiady ho anareo amin'ny fahavalonareo mba hamonjy anareo".Deoteronomia 20 : 3 - 4
Tohiny