VOKATRY NY FIFIDIANANA Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy mipoitra tsara ny PDF. Misaotra Tompoko [pdf-embedder url="https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2024/04/VFL_PV_FINAL.pdf" title="Fifidianana VFL"] Lisitra sy fepetra Recensement Azo fidiana Tsy azo fidiana Fepetra Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy mipoitra tsara ny PDF. Misaotra TompokoLisitra Recensement VONDRONA FOTOTRA LAIKA Manasa anao hanindry…
Tohiny
"Ary, indro, nisy anjelin'ny Tompo tonga teo, sady nisy mazava namirapiratra tao an-trano; ary izy nanohina ny tehezan'i Petera, dia namoha azy ka nanao hoe: Mitsangàna faingana. Dia niala tamin'ny tanany ny gadra". Asan'ny Apostoly 12 : 7
Tohiny
"Nisy lehilahy nirahin'Andriamanitra, Jaona no anarany. Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan'ny olona rehetra noho ny teniny. Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy". Jaona 1 : 6 - 8
Tohiny
"Iza aminareo no matahotra an'i Jehovah ka mihaino ny feon'ny Mpanompony? Na iza na iza mandeha amin'ny maizina ka tsy manana fahazavana*, aoka izy hatoky ny anaran'i Jehovah sy hiankina amin'Andriamaniny. [*Na: Na dia mandeha amin'ny maizina aza izy ka tsy misy famirapiratana]". Isaia 50 : 10
Tohiny
