"Fa ianao kosa dia milazà izay miendrika ny fampianarana tsy misy kilema*"; [*Grika: salama].Titosy 2 : 1
Tohiny
"Fa Andriamanitra, izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin'ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin'ny fahazavan*'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra eo amin'ny tavan'i Jesoa Kristy". [*Na: hampisehoana] II Korintiana 4 : 6
Tohiny
"Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava". Romana 13 : 12
Tohiny
"Nahoana no mitanondrika ianao ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao? manantenà an'Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho. Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro". Salamo 43 : 5
Tohiny
