Vaovao

Mofonaina Talata 30 Jolay 2024 – Kolosia 2:4-7

Kolosiana 2:4-7 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 4 Daty: 60-62 Mpanoratra: Paoly tany am-pifatorana Antony nanoratana: Fanoherana ny fampianaran-diso izay nampifangaro ny fivavahana jiosy sy ny sampy ary ny filozofia grika, ary nitaomana ny kristianina tao Kolosia hiorina sy hametraka an'i Jesoa ho ambonin'ny zavatra rehetra. Drafitry ny boky na (Foto-kevitra misongadina) Col…
Tohiny

"Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesoa Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto* amin'ny fisaorana". [*Na: (mitombo amin'izany)]  Kolosiana 2 : 6 - 7
Tohiny

Mofonaina 29 Jolay 2024 – Matio 4:18-22

Dia nandao ny harato niaraka tamin'izay izy ka nanaraka Azy. — Matio 4 : 20 Ny Soratra Masina manoloana antsika dia mitantara indrindra ny fiantsoan'i Jesoa ireo mpianany voalohany. Rehefa maty Jaona Mpanao Batisa, dia manohy ny fitoriana ny fibebahana i Jesoa ary niantso mpianatra (mpanara-dia hianatra aminy). NY FAHEFAN'I JESOA AMIN'NY FIANTSOANA Jesoa Kristy…
Tohiny

"Dia hoy Jesoa taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo". Matio 4 : 19
Tohiny