Vaovao

MOFONAINA 22 OKTOBRA 2024 – Efesiana 4:17-24

Talata 22 Oktobra 2024 FANDAHARANA: Fiantsoana sy Fiderana : Salamo 119:9-16 Hira: 42/1.6.7 (feon-kira: 7ffpm) Vavaka Hira: 207/2 Soratra Masina: Efesiana 4:17-24 Hira: 470/1.4 Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira: 465/3 Tsodrano 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Indreto misy lohahevitra vitsivitsy misongadina ao amin’ny boky: 121- Ny famonjena vitan’i Kristy no mampiray…
Tohiny

"Fa mba hohavaozina kosa ianareo amin'ny fanahin'ny sainareo, ary mba hotafinareo ny toetra* vaovao, izay noforonina araka an'Andriamanitra amin'ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana". [*Grika: olona] Efesiana 4 : 17 - 24 (and.23-24)
Tohiny

MOFONAINA 21 OKTOBRA 2024 – Jaona 21:15-19

FANDAHARANA Sal 100 Hira 8 FFPM (Dera laza hery haja) Vavaka Hira 548/3 ( Amelaranao latabatrao... ) Soratra Masina Jaona 21:15-19 Hira 623/1,4 (Mba omeo ahy...) (Dia hamasino...) HAFATRA Vavaka + RZA Fanekem-pinoana 1 Hira 753/1 (Tiako ny hiaraka aminao Jesoa....) Tsodrano HAFATRA Petera nanda an’i Jesoa Kristy in-telo. Petera taorian’ny fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny…
Tohiny

"Ary izany no nolazainy hanambara ny fomban'ny fahafatesana izay hankalazany an'Andriamanitra. Ary rehefa voalazany izany, dia hoy Izy taminy: Manaraha Ahy". Jaona 21 : 15-19 (and.19)
Tohiny