"Koa aoka hilaozantsika ny abidim-pianarana ny amin'i Kristy, fa aoka handroso ho amin'ny tanteraka isika ka tsy hanao fanorenana indray, dia fibebahana hahafahana amin'ny asa maty sy finoana an'Andriamanitra". Hebreo 6 : 1-6 (and 1)
Tohiny
MOFONAINA 23 OKTOBRA 2024 – Joba 42:1-6
FANDAHARANA Salamo 130:1-6 Hira 5 (FFPM) Vavaka Hira 482/4.5 (FFPM) Soratra Masina : Joba 42:1-6 Hira 334/1 (FFPM) HAFATRA Vavaka + RZA Fanekem-Pinoana 1 Hira HF8/2 Tsodrano Joba 42:1-6 Konteksta Joba nilaozan'ny fifaliana ary tonga tamin'ny fijaliana. Nilaozan'ny harena ka tonga tamin'ny fahantrana. Joba 40-42: Fihaonany manokana amin'Andriamanitra ka anehoany faharesen-dahatra ho tsinontsinona…
Tohiny
"Fandrenesan'ny sofina ihany no nandrenesako Anao; Fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao; Koa dia miaiky sy mibebaka eto amin'ny vovoka sy ny lavenona aho". — Joba 42 : 1 - 6 (and.5-6)
Tohiny
MOFONAINA 22 OKTOBRA 2024 – Efesiana 4:17-24
Talata 22 Oktobra 2024 FANDAHARANA: Fiantsoana sy Fiderana : Salamo 119:9-16 Hira: 42/1.6.7 (feon-kira: 7ffpm) Vavaka Hira: 207/2 Soratra Masina: Efesiana 4:17-24 Hira: 470/1.4 Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira: 465/3 Tsodrano 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Indreto misy lohahevitra vitsivitsy misongadina ao amin’ny boky: 121- Ny famonjena vitan’i Kristy no mampiray…
Tohiny



