Vaovao

15-16 NOV 2024 – FISINTONAN’NY FDL SY SOLOTENA SAMPANA AO @ MD, OMBAM-BADY

Fisintonan'ny Fikambanan'ny Diakonina sy Loholona, miaraka amin'ireo Solon-tenan'ny Sampana ao amin'ny Mpihevi-draharaha, samy ombam-bady avy. Teny Ambiatibe ( Talatan'ny Volonondry ) Zoma 15 - Sabotsy 16 Novambra 2024 [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyQYtNAmF2dx0T4_k7M-i268JauM8JEAds52tULxfxIkZrN8LdSpNb4pBO-VRRiL_4e04fh' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny

"Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain'i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena". Mika 6 : 6-8 (and.8)
Tohiny

17 NOV 2024 – ALAHADIN’NY SAMPATI

HORONAN-TSARY SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RzkAq9TBHZwHh2B1VSvggit-lJ3n6Uk8uWQD2EW1Sf0qHTBMt_ajSBuL1uMNFCkx0-W-Zxd' main_size='1300' layout='mosaic']
Tohiny

"Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia". Jaona 13 : 34 - 35
Tohiny