"Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahazoan'ny mihaino fahasoavana". Efesiana 4 : 25-32 (and.29)
Tohiny
"Andraso ny ondrin'Andriamanitra izay eo aminareo*, mitandrina azy tsy an-tery, fa amin'ny sitrapo, [*araka an'Andriamanitra]; tsy amin'ny fitiavana harena maloto, fa amin'ny zotom-panahy". * [* Na: izay andraikitrareo] — I Petera 5 : 1-4 (and.2)
Tohiny
"Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin'ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny". — Isaia 42 : 1-4 (and.4)
Tohiny
MOFONAINA 19 NOVAMBRA 2024 – 1 Tim 4:11-16
Talata 19 Novambra 2024 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Soratra: Salamo 119:97-104 Hira: 9 - Ry Tompo Zanaharinay Vavaka Hira: 177 (and. 2 sy 4) - Ry Fanahy Mpanazava... Soratra Masina: 1 Timoty 4:11-16 Hira: 761 (and. 1) - Ry Jesoa Zoky Be Fitia... Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira: 427 (and. 1) - Ho Vavolombelonao...…
Tohiny



