"Avy amin'Andriamanitra izahay; izay mahalala an'Andriamanitra no mihaino anay; Izay tsy avy amin'Andriamanitra tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny fanahin'ny fahamarinana sy ny fanahin'ny fampiviliana". 1 Jaona 4:6
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 24 Mey 2019
MISEHOA HO LEHILAHY
« Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy ». 1 Mpanjaka 2 :1-2 MISEHOA HO LEHILAHY Ny ampitain’i Davida amin’i Solomona zanany dia hoe : Misehoa ho lehilahy. Hoy ny 1 Korintiana 16 :13 : « Miambena ianareo, tomoera tsara amin'ny finoana, aoka…
Tohiny
OLON-KANDALO ISIKA
« Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy ». 1 Mpanjaka 2 :1-2 OLON-KANDALO ISIKA Mananatra ny zanany i Davida dia mampita aminy zavatra essentiel : olon-kandalo isika. Izay no lazain’i Davida amin’i Solomona eo amin’ny and.2 hoe : « handeha…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.
