Messages récents par Mpanoratra

FIAINANA MANJOKO ARA-PANAHY

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 Ry havana, hitantsika ny tantaran’io vehivavy io : nanjoko izy, tsy afaka nitraka ; dia inona ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona ? Ny tany, ny loton’ny tany. Misy olona ry havana tsy manjoko ara-batana, fa manjoko ara-panahy.…
Tohiny

"Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho". Isaia 41:10
Tohiny

"Dia nametraka ny tanany taminy Izy; ary niaraka tamin'izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an'Andriamanitra". Lioka 13:13
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.