Messages récents par Mpanoratra

"Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah'Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin'ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra ireo". Romana 1:20
Tohiny

13 JANOARY 2020 – 19 JANOARY 2020

« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 SAO DIA IANAO ILAY MANJOKO ARA-PANAHY ? Nanjoko tsy afa-nitraka ity vehivavy tantaraina eto ity nandritra ny 18 taona. Ka ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona dia ny tany, ny loton’ny tany.…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.