Ary hahafantaranareo ny hery lehibe sy mihoa-pampana tokoa izay anasoavany antsika mpino, araka ny fiàsany tsy hay tohaina sy mahery vaika. (Efe 1.19) Hery lehibe sy mihoa-pampana Izany no filazan’ny Soratra Masina ny herin’Andriamanitra : Hery lehibe sy mihoa-pampana, Ny fiasany tsy hay tohaina, Ny fiasany mahery vaika. Hery tsy manam-paharoa izany ! Fa izao no vaovao…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
MARIKY NY FAHAVELOMANA NY FAHAZOANA MITENY
« Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny ». Lioka 7 :15 NY MARIKY NY FAHAVELOMANA DIA NY FAHAZOANA MITENY, NY FAHAZOANA MIRESAKA Manao ahoana ao amin’ny ankohonantsika ? Ity mantsy izao, tovolahy iray natolotra ny reniny dia afaka miresaka amin’ny reniny. Fa misy ve eto amintsika eto, mahafantatra ve isika zanaka…
Tohiny
JESOA ONENA
« Ary taoriana kelin'izany Jesoa dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary nanaraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka. Ary rehefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin'ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan'ny reniny, sady mpitondratena ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy. Ary nony nahita…
Tohiny
"Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran'i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho tonga), fa maharitra amin'ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara". Filipiana 1:27
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.