À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Eny,Jehovah hanome ny tsara Ary ny tanintsika hahavoka-javatra". Salamo 85:12
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 18 Marsa 2020
RESAKA PANNEAU DE SIGNALISATION SY POTEAU
« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a Ilay hoe : « Manangàna famantaran-dalana » : mitadiava ianao signalisation ho anao. Ary : « manorena tsangam-bato » : poteau de direction. Ry havana ô, ny Isiraely entin’Andriamanitra ho babo any Babylona, no hitenenana hoe : manangana ianao panneau de signalisation, poteau de direction ; amin’izay ianao rahatrizay averiko avy any Babylona, tsy ho…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



