Messages récents par Mpanoratra

"Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin'i Jehovah Andriamanitrareo; Fa mamindra fo sy miantra Izy, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza". Joba 2:13
Tohiny

16 MARSA 2020 – 22 MARSA 2020

« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION Signalisation sy poteau 4 no omena anao : Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny Jerosalema vaovao ary raiso ny Baiboly hanoro anao ny lalana ho amin’izany. Ka hamaly anao…
Tohiny

"Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy". 2 Korintiana 3:18
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.