"Tsy ny masoandro intsony no ho fanazavana anao nony andro; ary tsy ny fangarangaran'ny volana no hanazava anao; fa Jehovah no ho fanazavana anao mandrakizay, ary Andriamanitrao no ho voninahitrao". Isaia 60 : 19
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ny haren'ny olona dia avotry ny ainy; Fa ny levilevy tsy mampiraika ny malahelo akory. Ny fahazavan'ny marina dia tsara firehitra*; Fa ny jiron'ny ratsy fanahy ho faty". [*Hebreo: mifaly] Ohabolana 13 : 8 - 9
Tohiny
"Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tananao, mba hisy aizina amin'ny tany Egypta, dia aizina azo tsapaina. Dia nahinjitr'i Mosesy nanandrify ny lanitra ny tanany; dia nisy aizim-pito eran'ny tany Egypta rehetra hateloana, koa tsy mba nifankahita ny olona, na niala tamin'izay nitoerany, hateloana; fa ny Zanak'Isiraely rehetra kosa nisy mazava…
Tohiny
"Fa maizina ianareo fahiny, fa efa mazava ao amin'ny Tompo kosa ankehitriny; mandehana tahaka ny zanaky ny mazava'. Efesiana 5 : 8
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



