Messages récents par Mpanoratra

"Ary nomban'Andriamanitra ny zaza. dia nitombo izy; ary nonina tany an'efitra izy ka nony efa lehibe dia tonga mpandefa tsipïka". Genesisy 21 : 20
Tohiny

"Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an'izay nanaovana azy izy". Hebreo 12 : 11
Tohiny

"Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny, Fa tsy maintsy mijaly mafy Izy aloha ka holavin'ity taranaka ity". Lioka 17 : 24 - 25
Tohiny

"Koa tandremo, fandrao maizina ny mazava izay ao anatinao. Ary amin'izany, raha mazava ny tenanao rehetra, ka tsy misy maizina, dia hazava avokoa izy rehetra, tahaka ny jiro raha mirehitra tsara ka manazava anao". Lioka 11 : 35 - 36
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.