Messages récents par Mpanoratra

"Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan'andro isan'andro kosa ny toetray* anatiny". [*Ny olonay]. II Korintiana 4 : 16-18 (and.16)
Tohiny

"Esory ho afaka aminareo ny fahadisoanareo rehetra izay nataonareo, ka manaova fo vaovao sy fanahy vaovao ho anareo; fa nahoana no ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely?"  Ezekiela 18 : 23-32 (and.31)
Tohiny

"Ary tsy misy olona manisy divay vaovao no anaty siny hoditra tonta; fa raha izany, ny divay vaovao mahatriatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba foana ny siny hoditra; Fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao". — Lioka 5 : 33 - 39 (and.37-38)
Tohiny

"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be".  Isaia 40 : 29
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.