"Ary raha handeha amin'ny lalako ianao ka hitandrina ny lalàko sy ny didiko tahaka ny nandehanan'i Davida rainao, dia hataoko ho ela velona ianao". I Mpanjaka 3 : 5-15. (And.14)
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Indro, izany rehetra izany no ataon'Andriamanitra indroa amin'ny olona, eny, intelo aza, Mba hamerina ny fanahiny tsy ho* any an-davaka, mba hihazavany amin'ny fahazavan'aina". [*Na: hiala] — Joba 33 : 19 - 33 (and.29-30)
Tohiny
"Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr'izany? Fa ny sasany nihomehy ka nanao hoe: Leon-divay mamy ireo". Asan'ny Apostoly 2 : 5 - 13 (and.12-13)
Tohiny
"Fantatsika fa Andriamanitra tsy mihaino ny mpanota; fa izay mivavaka aminy sy manao ny sitrapony no henoiny". Jaona 9 : 24-34 (and.31)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



