"Mamangy ny olona masina any Kolosia, dia ny rahalahy mahatoky ao amin'i Kristy: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika". Kolosiana 1 : 2
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary na zovy na zovy no handray zazakely anankiray aza tahaka itony noho ny anarako, dia mandray Ahy". Matio 18 : 5
Tohiny
"Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin'Andriamanitra sy tamin'ny olona ianao ka nahery". Genesisy 32 : 29
Tohiny
"Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra. Ary hoy koa Izy: Soraty; fa mahatoky sy marina ireo teny ireo". Apokalypsy 21 : 5
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



